Teny iditra | 1 kifanimpanina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lalaon' ny ankizy mihodinkodina ka avy eo dia fanina sy mivembena |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] jeu qui consiste à pirouetter sur ses pieds tout en étant debout |
Voambolana |
5 Kilalao |
Fototeny | 6 fanimpanina |
Mpanahaka | 7 sangodim-panina, tsingeringerina, tsingerim-panina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |