|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ao
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza toerana akaikin' ny misy ny tena fa tsy anatrehana: Misy voronkely ao an' efitra ao
Toerana tsy dia lavitra loatra fa takona: Misy tanàna ao ambadik' io tendrombohitra io
Toerana anaty: Malahelo ao am-po ny olona tsy tantera-panantenana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] there, in that place, in; usually means in a place where the object is not seen. Past, tao; future, ho ao. See any, eo.
5  [1.7] there (not in sight)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.107#77] là: designe un endroit situé à une certaine distance qu'on ne voit pas
7  [1.8] là (pas visible)
Fanazavàna teny italianina  8  [1.18] la (a vista)
Preposizione di stato in luogo: monina ao Roma izy, egli abita a Roma
Ohatra  9  ao an-dohasaha ny kisoa (Les cochons sont dans la vallée) [1.107#77]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  14  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary
Kamban-teny 
Lohateny  18  Vavaka ao am-po (Doriguzzi A.)

Teny iditra (2/3)19  -ao
Sokajin-teny  20  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.1] Mpisolo anarana fanao tovana entina misolo ny olona iresahana raha tokana: Sasao ny lohanao sy ny tongotrao. / Rahoviana no ho vitanao ity raharaha ity?
Fanazavàna teny anglisy  22  [1.2] thine, thy; by thee.
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.3] -nao. Tien , tienne, à toi, ta, tes, par toi, de toi. Ny masonao: tes yeux, vos yeux. Azonao: obtenu, reçu, compris par toi, par vous. Alohanao: avant toi, avant vous.
Tu, toi, entre femmes. Nahoana, ry nao, no manao izany indry a? pourquoi agis-tu ainsi, toi? Dans certaines façons de parler familières, les suffixes nao, ao visent celui dont on parle (3e personne). Ity lohanao e! quelle vilaine tête il a! Intony endrikao e! qu'il est laid! Izany tongotrao e! qu'il a de vilains pieds celui-là!
24  [1.3] De toi, par toi, de vous, par vous. Se place comme régime indirect après les mots déterminés par ka, tra, na: zanakao: ton enfant; takatrao: atteint par toi; anaranao: ton nom.
25  [1.5] De toi, par toi, de vous, par vous.
Mpanahaka  26  nao, ianao, anao
Tsanganana sy sary iray takila  27  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (3/3)28  ao
Sokajin-teny  29  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  30  [1.78] [Betsimisaraka] teny enti-milaza ny fahafaham-po rehefa misy zavatra vita ny tonga amin'ny ilana azy: Ao iñy zalahy!

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02