Teny iditra | 1 arivo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] zato impolo be dia be tsy hita isa: Maso arivo no indray nifantoka teny amiko ka saika safotra aho |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a thousand. [Mal. ribo; Jav. riwou; Swa. alafu.] 5 [1.7] a thousand |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] mille 7 [1.196] mille est souvent pris comme abbréviation de Tananarive, Antananarivo, la capitale malgache |
Isam-pirenena |
8 [3.1] 1000 ~ 1 000 ~ 1.000 ~ 1,000 M |
Ohatra |
9 Iray mitakalo arivo izany? [2.5] 10 Ohatra sasany anatin'ny arivo no tsahivina. [2.298] |
Voambolana |
11 Matematika: rafitrisa |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 45 Ohabolana misy io teny arivo io |
Tsanganana sy sary iray takila |
46 Ny isa |
Lahatsoratra |
47 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Fivaditsoratra | 48 arivo, arovy, aviro, avori, avory, irova, vario, voary |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |