Teny iditra (1/2) | 1 aroa |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 ary [Taisaka]
[1.78] 4 Milaza toerana somary lavidavitra izay tsy hita fa takona: Hadio aroa andrefandrefana aroa fa hahita vola ao ianao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 yonder, at that place, but not seen. [1.2] 6 there very far away (not in sight) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 là-bas [Taisaka]
[1.82] 8 là-bas, bien loin, pas visible [1.8] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
16 Ny tambinteny rehetra |
Teny iditra (2/2) | 17 aroa |
Sokajin-teny | 18 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
19 roa [Betsimisaraka]
[1.78] |
Voambolana |
20 Matematika: rafitrisa |
Fivaditsoratra | 21 aaro, aroa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/22 |