|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  boka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] aretina mandrakotra fery mirofotra ny tena manontolo, manombaka amin'ny tanana sy ny tongotra. (Amin'io hevitra io anefa, dia ny teny habokana no mazàna ampiaisaina, fa ny hoe boka dia enti-milaza ny olona mararin'io aretina io, izay atao hoe marary hoditra): Maro ankehitriny ny trano itsaboana ny boka.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] a leper
scabby, as applied to sheep and the bark of trees, etc.
5  [1.2] leprosy [Arab bahak ?]
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.5, 1.8, 1.6] lépreux
7  [1.6] [Tanala] lèpre
Fanazavàna teny italianina  8  [1.18] lebbroso
Fanazavàna teny alemà  9  [1.56] Leprakranke
leprakrank
Ohatra  10  Nivikiviky ery ny famindrany fa hay tsy boka akory, fa nody boka fotsiny! [2.499]
11  Raha boka mbola tsy mondry fa mbola matevitevina ny tarehy ny, asiana famalanam-boka [2.48]
Voambolana  12  Fahasalamana
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny boka io
Lahatsoratra  29  Randzavola: boka ao amin' ny Baiboly (=> aretina)

Teny iditra (2/8)30  boka
Sokajin-teny  31  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  32  [1.2] [Provincial] exhausted, spent, spoiled, worn out, tasteless, insipid, unsavoury; proved to be false; to have lost one's title, position, or honour
Fanazavàna teny frantsay  33  [1.3#85] Qu’on déprécie, qu’on avilit, qu’on vilipende
Sampanteny 
34  Matoantenin' ny iharana :
35  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/8)37  boka
Sokajin-teny  38  anarana
Fanazavàna teny malagasy  39  [1.1] [Sakalava] ny atin'ny voan'ny lombiry fanao amin'ny zanatsirika

Teny iditra (4/8)40  boka
Sokajin-teny  41  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  42  [1.78] [Bara] matsatso, kivy
43  [1.78] [Tanosy] Matsatso
Fanazavàna teny frantsay  44  [1.19] [Tankarana] saumàtre (eau) ; douce (eau).

Teny iditra (5/8)45  boka
Sokajin-teny  46  anarana
Fanazavàna teny malagasy  47  [1.1] [Sakalava] tandroka tsentsenana volovolon-javatra na vovo-kazo atao fandrehetana paik'afo
48  [1.13] vohavoha azo avy amin'ny vatan'akondro
Fanazavàna teny anglisy  49  [1.2] bokaka
Fanazavàna teny frantsay  50  [1.13] amadou tiré du bananier
Voambolana  51  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tovy hevitra  52  bokaka

Teny iditra (6/8)53  boka
Sokajin-teny  54  anarana
Fanazavàna teny frantsay  55  [1.196] (de l'adjectif boka : rugueux, pourvu d'aspérités, quand il s'agit des plantes ; le même mot veut dire lépreux quand il s'agit de l'homme). Nom donné à diverses plantes ayant des tiges ou des fruits verruqueux ; ainsi qu'à d'autres plantes dont les fruits adhèrent facilement aux vêtements par leurs aspérités. Ce sont surtout : 1. (sak.) Marsdenia verrucosa Decne. (Apocynaceae) souvent distingué sous le nom de bokabe ci-dessous.
Calopyxis eriantha Tul. (Combretaceae). [Mahafaly]
Heteropogon contortus (L.) P. Beauv. ex Roem. & Schult. (Poaceae). [Tanosy]
Voambolana  56  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (7/8)59  boka
Sokajin-teny  60  anarana
Fanazavàna teny frantsay  61  [1.196] (Nom des plantes dont les fruits sont cloisonnés, les graines séparées par des cloisons ; notion d'isolement). D'après J. M. Estrade, le Tromba (1977) p. 157, on porte de tels fruits sur soi lorsqu'on veut éviter d'être recruté comme soldat. [Taifasy]
Voambolana  62  Haizavamaniry

Teny iditra (8/8)63  boka
Sokajin-teny  64  anarana
Fanazavàna teny frantsay  65  [1.196] Ce mot a aussi le sens de fade, sans goût ; par exemple dans ranoboka : eau douce, par opposition à ranomasina : l'eau de mer. Revoir à la lumière de ces deux significations, les mots boka à bokavavy dans la première partie. [Sakalava]
Voambolana  66  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  67  bako, boka, kabo-, kabo, koba

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08