|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fantaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tehina salasalany ny habeny, maranitra ny lohany iray izay atsatoka amin' ny tany mba hihazonana ny vody tenona, na hamatorana ny tady ifatoran' ny omby
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a small stake for tying cords on, a peg, a pin; usually applied to the four stakes to which the warp frame is tied in weaving.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] jalon, fiche, pieu d'alignement, les quatre pieux qui servent à raidir la chaîne lorsqu' on lisse
Ohatra  6  Nataon-dRasoberina fantaka fanenomana mantsy no niafaran' io filanjana io. [1.437#]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/4)12  fantaka
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Zavamaniry fianakavian' ny volotsangana saingy izy marotsaka madinika kely toy ny bararata
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.7] a small bamboo used for hedges
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.8] petit bambou ou roseau utilisé pour les haies
Ohatra  17  Tsontsorifako vero
folapolahiko fantaka
vazo tsy tianao va aho
no fohazinao mangoam-bodilanitra?
[2.131]
Voambolana  18  Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny fantaka io

Teny iditra (3/4)21  fantaka
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny anglisy  23  [1.2] a tall grass formerly used in the ceremony of circumcision. It is now used in making fishing nets, or rather baskets, called vovo and tandroho. Arundo madagascariensis, Kunth.
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.3] herbe haute dont la tige est comme un roseau. Arundo madagascariensis, Kunth.
25  [1.196] [Betsileo, Merina] Nom générique des chaumes de gros diamètre qu'on pouvait ficher en terre. On en fait des claies, des clôtures, etc. à la manière des cannes de Provence. Utilisées en vannerie : nasses pour la pêche. Jouait un rôle important dans le folklore : cérémonies de la circoncision ; initiation des jeunes garçons, etc. L'idée de ficher en terre étant assimilée tantôt au geste sexuel, tantôt à l'acte guerrier maniant son javelot. On donne surtout ce nom aux trois espèces suivantes : Arundinella nepalensis Trin. ; Panicum maximum Jacq. et Neyraudia arundinacea (L.) Henrard (Poaceae).
Voambolana  26  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)29  Fantaka
Sokajin-teny  30  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  31  [1.2] the name of one of the chief idols formerly worshipped in Imerina
Fanazavàna teny frantsay  32  [1.196] [Merina] Une des douze idoles royales (sampy) de l'Imerina. Une maison spéciale lui était consacrée à Ambohimanga, la ville royale. Son gardien ou mpitahiry était bien entendu un spécialiste en fabrication et commerce des ody les plus réputées.
Ohatra  33  Zokin-tsampy i fantaka. [2.48]
34  Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo. [2.48]
Voambolana  35  Fivavahana, finoana
Tsipelina hafa  36  rafantaka
Tsanganana sy sary iray takila  37  Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  38  Fantaka, fantaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08