Teny iditra (1/3) | 1 fitaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany na kely aza. Hafetsena entina hanambakana: Fanekena natao am-pitaka io ka tsy ekena. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] deceit, fraud, stratagem, duplicity, guile. See ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky. 5 [1.7] fraud, deceit |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] fraude, ruse |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 12 ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny fitaka io |
Teny iditra (2/3) | 18 fitaka |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.78] [Tambahoaka]
fanambininy |
Fanazavàna teny anglisy |
21 [1.2] See petraka |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 24 fitaka |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.78] [Tambahoaka]
tany lemaka |
Fivaditsoratra | 27 afitak, atifak, fatika, fitaka, tafika, Tafika, tifaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |