|
|
|
|

Teny iditra1  herinandro
Singan-teny  2  herina, andro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fe-potoana misy andro fito voafetran' ny kalandrie: Ny alahady no andro voalohany amin' ny herinandro araka ny kalandrie vazaha
Fahelam-potoana misy andro fito: Ho vitanao herinandro ve io asa io?
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a week
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] une semaine
Ohatra  7  herinandro ihany aho, dia tafaverina. [2.5#]
8  Andro andrandraina amin' ny herinandro. [2.4#]
9  Efa herinandro mahery izay no lasa izy. [1.508#]
10  Dia nandeha lalana herinandro izy miandevo; [2.69#]
Voambolana  11  Fotoana
Kamban-teny 
Zanakanarana 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny herinandro io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07