|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  katra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 dinika [Bara] [1.78]
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (2/6)49  katra
Sokajin-teny  50  anarana
Fanazavàna teny malagasy  51 Korintsana vita amin' ny kapoaka na hoditra avy amin' ny tongotr' omby ka nasiana vato kely na voan-javatra madinika; fampiasa eo amin' ny dihy ny katra miaraka amin' ny zavamaneno hafa; ahontsankontsana koa izy atao fanairana ny fody na famporisihana ny omby rehefa manosy tanimbary [1.1]
Voambolana  52  Feon-kira: zavamaneno

Teny iditra (3/6)53  katra
Sokajin-teny  54  anarana
Fanazavàna teny malagasy  55 Karazan-daolao fanaon' ny vehivavy sy ny ankizy: misy lavaka boribory maromaro laha-droa mifanitsy, ka vato roa isan-davaka no atao aminy; afindra zaraina amin' ny lavaka tsirairay ireo ka misy fotoana ahazoan' ny mpilalao ny vaton' ny an-kilany mifanitsy amin' ny azy; izay mahatapitra ny vaton' ny anankiray aloha araka izany no mandresy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  56 the name of a native game which is played by putting stones in holes arranged something like a chess-board [1.2]
57 a Malagasy game played by putting seeds into a series of 12 holes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  58 jeu qui consiste à mettre des grains dans une série de 12 trous [1.8]
59 (de l'arabe khatt : figures dessinées sur le sol). jeu malgache très populaire qui consiste à dessiner une grille sur le sol et à y déplacer, suivant des règles fort compliquées, de petits cailloux ou des graines [1.196]
Voambolana  60  Kilalao
Kamban-teny rehetra  61 voanjo katra

Teny iditra (4/6)62  katra
Sokajin-teny  63  anarana
Fanazavàna teny frantsay  64 noix de coco (récipient pour puiser l'eau). (babàky). [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (5/6)65  katra
Sokajin-teny  66  anarana
Fanazavàna teny frantsay  67 Caesalpinia bonducella (L.) Fleming (Fabaceae) fournit les graines utilisées pour ce jeu. On les emploie aussi en médecine populaire. La décoction des graines écrasées elles sont très dures est administrée comme odi-kibo en cas de douleurs intestinales. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  68  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Kamban-teny rehetra  69 Bekatra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (6/6)71  katra
Sokajin-teny  72  anarana
Fanazavàna teny frantsay  73 (de hatra : action d'atteindre). Capparis spinosa var. pyracantha (Bojer) Bojer (Capparaceae). Les boutons floraux ou câpres sont utilisés comme condiment. On s'efforce de les atteindre sans trop se piquer les doigts. [1.196]
Voambolana  74  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  katra, 76 traka

Nohavaozina tamin' ny 2026/01/20