Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : kivy | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza atao fitia voangivy : mbola lavitra ihany ka kivy. [2.415 #5072, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' aimez pas comme on aime les fruits de l' "angivy" (plante de la famille des solanées): alors qu' on en est encore loin on sait qu' on ne pourra pas les manger (litt. on est découragé). [2.165]
Que vos affections ne ressemblent pas aux fruits de l'angivy : on est loin encore et on est découragé. [2.415 #5072] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | A cause des épines de la plante. Jeu de mots : voangivy et kivy. [2.415 #5072]
Ce proverbe repose sur un jeu de mots. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ny manan-karena, aza miavona ; ny malahelo, aza kivy : fa ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Que les riches ne s' enorgueillissent pas ; que les pauvres ne se découragent pas ; car les richesses ne dépendent pas du désir, mais de la chance. [2.415 #847] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Tsy kivy tsy ketraka, fa homan-kena tsy lasam-bidy. [2.415 #3077]
Tsy kivy tsy ketraka, ka homan-kena tsy lasam-bidy. [2.165 #116, 2.558 #4503] Tsy kivy, tsy ketraka, ka homan-kena tsy lasam-bidiny. [2.653 #3358] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qui ne se soucie de rien comme celui qui mange de la viande qui n' a pas été payée. [2.165]
Rien ne l' arrête : il mange de la viande sans en avoir payé le prix. [2.415 #3077] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des mauvais sujets et de ceux qui n' accomplissaient pas les formalités légales du mariage. [2.415 #3077] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Tsy kivy tsy ketraka, hoatry ny Tsy kivy tsy mijokojoko, hoatry ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qui n' a nulle honte, nulle vergogne, comme celui qui prend une femme sans offrir à ses parents le derrière de mouton que la coutume exige pour qu' il y ait mariage. [2.415 #1241] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des mauvais sujets. [2.415 #6717] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Zoma hianao tsy hendry, fa asabotsy vao fiharatra. [2.415]
Zoma no tsy nambinina ka asabotsy avy no ho kivy. [2.558 #5105] Zoma tsy hendry, ka Asabotsy vao fiharatra. [1.10, 2.558 #5106, 2.653 #3788, 2.974 #240, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana ny olona izay tsy mahalala, na mihevitra, na tsy manararaotra ny fotoana ahazoany mihatsara, na misondrotra, na mahazo soa; ka efa lasa ilay fotoana mety vao mikarokaroka; (ny fiharatra dia hareza kely, ary ilazana an'ohatra ny olona fetsy sy maranitra). [1.10]
Manao zavatra tsy araka ny fotoanany avy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Etre insensé le vendredi, et devenir un objet de risée le samedi. [2.974 #240]
Le vendredi vous n' êtes pas sage, et c' est le samedi que vous commencez à vous affiler. [2.415 #6264] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C'est trop tard. [2.415 #6264] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||