Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : maina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Adrisa tsy ampoky ny ahitra angaha aho no hifiaka izay antsoro maina. [2.558]
Ataonao ho valala tsy ampoka ny ahitra ve aho, ka hifiaka ny antsoro maina ? [2.653 #300, 2.415] Ataonao ho valala tsy ampoka ny ahitra ve aho, ka hihinana ny ahi-tsorohitra ? [2.653 #300, 2.415] Ataonao ho valala tsy ampoky ny ahitra va aho ka hifiaka ny antsoro maina? [2.165 #2284] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Me prenez-vous pour une sauterelle non rassasiée d' herbe, et qui va manger l' herbe des alouettes ou mâcher de l'herbe antsoro sèche ? [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Me prenez-vous pour un affamé ? [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aleo kely fanahy sitrak' olona, toy izay be fanahy maty foana. [2.165 #1624]
Aleo kely fanahy sitrak' olona, toy izay be fanahy maty maina. [2.558 #114] Tsara ny kely fanahy sitrak’ olona, fa ratsy ny be fanahy maty foana. [2.558 #4407, 2.653 #3285] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut n' être pas trop malin mais aimé, que d' avoir trop d' esprit et en souffrir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Anaovana aro riaka raha maina andro, hialofana raha fahavaratra. [2.558 #204]
Anaovana aro riaka raha main’ andro: ny tahotry ny ho lena fahavaratra. [2.653 #164] Ny anaovako aro riaka raha main' andro, ialofako raha fahavaratra. [2.558 #185] Ny anaovana aro riaka main' andro, matahotra ny ho lena raha fahavaratra. [2.653 #2152, 2.974 #224] Ny anaovana aro riaka raha maina andro, tahotra ny ho lena raha fahavaratra. [1.1] Ny anaovana aro-riaka raha main' andro, matahotra ny ho lena raha fahavaratra. [2.165 #1267] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fahamalinana sy fitsiniovana ny ho avy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C’est pendant le beau temps qu’on se prémunit contre les ondées de l’orage. [2.974 #224]
Si l' on construit des digues pendant la saison sèche, c' est parce qu' on craint l' eau qui viendra en été. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se dit de toute précaution ou mesure qu' on prend en vue de l' avenir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Ataovy mifikitra Tsy mifikitra | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Miantehitra na miankina amin' ny olona azo antoka. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il ne faut pas s' appuyer sur une liane sèche, mais sur une liane verte. [2.415 #828] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut chercher des appuis solides. [2.415 #828] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Aza atao hazo lazoin’ ny varatra: malazo Aza atao hazo lazoin' ny varatra : malazo Aza atao hazo lazoin' ny varatra : malazo mbamin' ny raviny, maina mbamin' ny vatany, ary fohatra mbamin' ny fakany. [2.558 #400] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qu'on ne le traite pas comme l' arbre flétri par la foudre : les feuilles sont fanées, le tronc desséché, les racines abîmées. [2.415 #2586] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut traiter les gens avec ménagements. [2.415 #2586] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aza homa-maina, toy ny tsofaben' Andohalo. [2.165 #590]
Homa-maina toy ny tsofaben' Andohalo. [2.558 #1369, 2.653 #1095] Mitsofa maina hoatry ny tsofaben' Andohalo. [2.415 #5456] Mitsofa maina ohatra ny tsofaben' Andohalo. [1.3, 1.1] Tsy mety raha homa-maina, toy ny tsofaben’ Ambodinandohalo. [2.653 #3416] Tsy mety raha homa-maina toy ny tsofaben' Andohalo. [2.558 #4591] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Mihinana ny tsy nisasarana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Manger ce qui n' a rien coûté comme la grande scie d' Andohalo. [2.415 #5456, 1.3]
Ne travaillez pas pour rien comme la grande scie d' Andohalo. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Andohalo est le nom d' une des places de Tananarive où travaillaient autrefois des scieurs de long. [2.165]
Il s' agit de la scie construite par Laborde. Ce proverbe se disait des enfants prodigues dissipant les biens de leurs parents. [2.415 #5456] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Aza ilazana ny Aza ilazanao ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' allez pas dire (au propriétaire de la rizière) que le riz est clairsemé mais très tallé, car il vous fera sarcler la terre sèche. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Aza Aza matahotra fa | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' ayez pas peur, la liane à laquelle vous vous tenez n' est pas une liane sèche ; c' est une liane verte et solide. [2.415 #805] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles dites par les protecteurs pour assurer qu'ils sont un appui solide. [2.415 #805] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Aza manary tena homan-katsa-maina, nefa tsy vazana tsinona. [2.415 #6272, 2.653 #560]
Aza manary tena : tsy Aza manary tena: tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne vous exposez pas en mangeant des grains de maïs secs, lorsque vous n' avez pas de dents. [2.415 #6272]
Ne vous faites pas du mal à vous-même: n' ayant pas de molaires, comment voudriez-vous manger du maïs sec et dur! [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ne vous lancez pas dans une affaire que vous serez incapable de mener à bien. [2.415 #6272] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Hilela-maina aza hataony ka mainka fa molotra misy tantely. [2.558 #1339]
Hilela-maina aza hataony, koa indrindra fa Hilela-maina aza hataony, koa indrindra fa molotra misy tantely. [2.653] Hilela-maina aza hataony, koa indrindra fa raha molotra misy tantely. [2.165 #895] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme il se lécherait les lèvres toutes sèches, il se les léchera bien plus encore s' il y a du miel. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Lany foana hoatry ny volan' Inambina. [2.415 #2374]
Lany foana, ohatra ny volany Nambina. [2.653] Lany foana tahaka ny volan' i Nambina. [2.558 #1735] Lany maina toy ny koban' Inambina. [2.415 #2379] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Dépensé sans profit comme l' argent de Nambina, célèbre pour ses opérations peu fructueuses. [2.415 #2374]
Dépensé sans profit comme les pains de Nambina. [2.415 #2379] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La légende raconte que Nambina vendant ses pains trop chers, personne n' en achetait, et alors il les donnait pour rien parce qu' ils seraient devenus rances. [2.415 #2379] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Lany maina hoatry ny bala | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' argent dépensé en pure perte c' est comme les balles qu' on tirerait sur de la boue. [2.415 #2377] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Lany maina hoatry ny goavin' Ilaihavana. [2.415 #2378]
Lany maina ohatra ny goavin' Ilaihavana. [2.653, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Dépensé en pure perte et par trop de bonté comme les goyaves d' Ilaihavana qu' il donnait à tous ceux qui lui en demandaient. [2.415 #2378] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ilaihavana, l' ami de tout le monde, était un bonasse. [2.415 #2378] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Lany maina ohatra ny sakafon-doholona. [2.165]
Lany maina toy ny sakafon-doholona. [2.415 #714, 2.558 #1741, 2.653 #1332] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Dépensé en pure perte comme le repas offert aux chefs du village. [2.415 #714]
Obtenu gratis, comme le repas d' un notable. Les familiers ont mangé à sa table sans rien payer. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les chefs de village prennent les cadeaux et ne font rien pour l'affaire qu'on leur a recommandée ; on appliquait ce proverbe à tous ceux qui avaient reçu de l' argent pour un travail et ne le faisaient pas. [2.415 #714] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Lany maina ohatra ny sakafon-dRandrahona. [2.558]
Lany maina toy ny laokan-Radrahona. [2.415 #3925, 2.653 #1330] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mangé sans être accompagné de riz comme les mets de Radrahona. [2.415 #3925] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gloutons qui sont trop pressés de manger. [2.415 #3925] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Lany maina ohatra ny sakafon' ilay kamo. [2.558]
Lany maina, tahaka ny sakafon’ ilay kamo. [2.653 #1329] Lany maina, tahaky ny sakafon' ilay kamo. [2.415 #3924] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Dépensé inutilement comme la nourriture du paresseux. [2.415 #3924] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Lany maina toy ny omby nanirinana. [2.415 #2380, 2.558 #1742, 2.653 #1331] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Dépensé en pure perte comme le boeuf des funérailles, dépensé pour celui à qui on a fermé les yeux. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des dépenses exagérées, par allusion aux dépenses des funérailles où l' on tuait beaucoup de boeufs. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Maina tsy azo diasana, hoatry ny Maina tsy azo diasana, ohatra ny Maina tsy azo diasana, toy ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est une chose complètement sucée et desséchée sans qu' un autre puisse y revenir, comme la canne à sucre sucée par un esclave. [2.415 #560]
Trop sec pour qu' on puisse encore y sucer, comme un morceau de canne à sucre sucé par un esclave. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ou bien il avait de fortes dents, ou bien il était à moitié affamé. [2.165]
Se disait des choses dont on avait épuisé toutes les ressources. [2.415 #560] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Malahelo tsy ananan' Malahelo tsy ananan’ | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Mamaky vilany an-tsena : manalady, mandoa vola kely ihany ; miezaka maina, afaka ihany. [2.415 #4389, 2.653]
Mamaky vilany an-tsena : manalady, mandoa vola kely, miezaka amin' izao afaka ihany. [2.558 #1940] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand on casse des pots au marché, si on s' excuse, on paie tout de même une petite somme ; mais si on s' en va en toute hâte, on est quitte. [2.415 #4389] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La ruse l' emporte sur la loyauté. [2.415 #4389] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Mandany ny azo maina ohatra ny mpandova be sitrapo. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Manenji-balala maina andro, ka raha tsy azoko Manenji-balala Manenji-balala main' andro, ka raha tsy azoko Misambo-balala maina andro, ka raha tsy azoko | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Poursuite de sauterelles par un jour de clair soleil : si je ne les prends pas aujourd' hui, je les prendrai bien demain. [2.415 #5858] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Par un temps sec, les sauterelles volent bien ; on espère que la pluie viendra et que la prise sera plus facile, car les sauterelles auront les ailes mouillées. Il ne faut pas se décourager au premier insuccès. [2.415 #5858] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Miala maina toy ny avy nandevina alika. [2.558 #2245]
Miala maina toy ny mandevina amboa. [2.415] Miala maina toy ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | S' en retourner les mains vides comme on était venu, à la façon de ceux qui ont enterré un lépreux ou un chien. [2.415 #2013] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à ce qu' il n'y avait pas de distribution à ces sortes de funérailles ; on appliquait ce proverbe à ceux qui partaient sans avoir reçu de présents. [2.415 #2013] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Miasa jamba rafozana : Miasa jamba rafozana; herim-po very foana. [2.165 #1841] Miasa jamba rafozana, ka herim-po very foana. [2.415 #1450] Miasa jamba rafozana ka herim-po very maina (tsy mahazo sitraka). [2.558 #2269] Miasa tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est pour un gendre se dépenser en pure perte que de travailler en présence d'un beau-père ou d' une belle-mère aveugle. [2.415 #1450]
Labourer pour des beaux-parents aveugles, c' est de la peine perdue. [2.165] Travailler sans être vu de son beau-père ou de sa belle-mère, c' est pour un gendre dépenser sa vaillance en pure perte. [2.415 #1451] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui se dépensaient inutilement. [2.415 #1450]
S' emploie fréquemment en parlant d' un travail, d' un effort, qui restent sans récompense. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le pauvre suce son riz sec. [2.415 #2533] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il n'a rien pour manger avec le riz. [2.415 #2533] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Nanantena ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Ny aina tsy mba bozaka, ka raha maina ny lohany dia maniry indray ny fakany. [2.558 #2835]
Ny aina tsy mba bozaka, ka raha maina ny lohany maniry indray ny fakany. [2.415 #2770, 2.653 #2128, 2.974 #470] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vie n’est pas comme l’herbe, dont la tige peut reverdir, si la pointe se flétrit. [2.974 #470]
La vie n'est pas comme l' herbe qui repousse par la racine lorsque la tête est desséchée. [2.415 #2770] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La vie est courte. [2.415 #2770] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Ny antsiantsy no manana anaka ka ny androngo no vaky manta. [2.558 #2900]
Ny antsiantsy no manan-janaka, ka ny androngo no voky maina. [2.165 #2168, 2.415 #728] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les petits lézards verts ont des petits, et le grand lézard androngo s' en régale gratuitement. [2.415 #728]
Un petit lézard a des petits, et un grand lézard trouve un repas gratuit. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il mange les petits de l' autre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Ny olombelona tsy maina fa lena. [2.415 #1682, 2.558 #3184, 2.653 #2370] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les hommes ne sont pas secs mais verts comme les plantes. [2.415 #1682] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ils sont sujets à des maladies. [2.415 #1682] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Ny vato natao hiafenana no namosaka antsoro maina. [2.165 #2281]
Ny vato natao hiafenana no namosaka ny antsoro maina. [2.415 #3135] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C'est la pierre où l' herbe sèche s' était cachée, qui l' a montrée. [2.415 #3135] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | En allant aiguiser à la pierre, le couteau à couper l' herbe, on aperçoit l'herbe qui se trouvait cachée par la pierre ; se disait des gens qui se dissimulent, mais se trahissent par quelque endroit. [2.415 #3135] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Sambo-balala maina andro ka raha tsy azoko Sambo-balala mainandro : raha tsy azo Sambo-balala main' andro : raha tsy azoko | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa azo atao amin' ny andro hafa izay manahirana anio, fa manova zavatra ny fotoana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chasse aux sauterelles par un jour sec : si on les manque aujourd'hui, on les aura demain... [2.974 #27] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho tompon-tanàna rahoviana! [2.558 #3860] Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vous vous fatiguez pour rien en préparant un champ auprès d' un village que vous n' habiterez jamais. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Tanalahy misarotro maina andro : manakona ny anjara maso-andron' ny tena. [2.415 #1712]
| ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Caméléon qui porte capuchon par une journée de clair soleil : il se prive de sa part de soleil. [2.415 #1712] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui restent enfermés chez eux loin du soleil. [2.415 #1712] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Tiako tahaky ny voatavo hianao : lena hianao haniko ; maina hianao ataoko zinga ; vaky hianao, ataoko toham-baliha hotendreko eroa | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je vous aime comme la citrouille : fraîche je vous mange, sèche je fais de vous une tasse à puiser l' eau, cassée je fais de vous un chevalet de guitare pour jouer doucement au bord des routes. [2.415 #5142] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles d' amoureux. [2.415 #5142] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Tomany andro avy orana, kanefa mainandro tsy miasa. [2.653 #3115, 2.974 #192]
Tomany andro avy orana, nefa fony maina andro tsy niasa. [2.558 #271] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Se plaindre de la pluie, et cependant se croiser les bras quand vient le beau temps. [2.974 #192] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | Tsy mety raha Tsy mety raha | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pourquoi posséder une bougie, et manger dans l’obscurité. [2.974 #4]
Quand on a des chandelles il ne faut pas manger dans l' obscurité. [2.415 #4630] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C'est de l'avarice. Au figuré le proverbe signifie qu' il ne faut pas agir à l' aveuglette quand on peut consulter de bons conseillers. [2.415 #4630] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 37 | Tsy mety raha miala maina ohatra ny Tsy mety raha miala maina toy ny Tsy mety raha miala maina toy ny Tsy mety raha mody maina toy ny avy nandevina amboa. [2.558 #4654] Tsy mety raha mody maina, toy ny mandevina amboa. [2.653 #3471] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il n' est pas convenable de s' en aller les mains vides comme lorsqu' on a enterré un lépreux (ou: un chien). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Aux ensevelissements de gens qui se respectaient, il y avait toujours une distribution d' argent (le "ala fady") et de viande de bœuf. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 38 | Vinanto tsy manam-bary maina : tsy vinanto fa vy nahantona. [2.415 #1484, 2.558 #4955, 2.653 #3680] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Gendre qui n' a pas de riz sec : ce n' est pas un gendre, mais un fer inutile qui reste suspendu dans la maison au lieu de servir à travailler les rizières. [2.415 #1484] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce n' est pas la peine d'avoir un gendre s' il en est ainsi. Jeu de mots sur vinanto qui signifie gendre, et vy nahantona qui signifie fer suspendu. [2.415 #1484] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
![]() |