Teny iditra (1/6) | 1 maina |
Fototeny | 2 haina |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy lena, tsy mando: Efa maina ny lamba ka ampidiro Tsy avy orana: Maina ny andro ka nanahy vary izahay Ritra ny rano tao aminy, tankina: Maina ilay dobon-trondro atsy avaratra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] dry |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#419] sec 7 [1.3#419] desséché, tari 8 [1.8] à sec |
Ohatra |
9 Tany maina sy trano foana no aty. [2.472] 10 Ny rivotra avy atsimo dia maina koa; [1.38] |
Sampanteny |
|
Tohi-kevitra | 16 lena |
Mpanahaka | 17 makiana, haraka, karakaina, mangetana, vakyhentana, tankina, ritra |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 61 Ohabolana misy io teny maina io |
Teny iditra (2/6) | 62 maina |
Fototeny | 63 haina |
Sokajin-teny | 64 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
65 [1.1] Diso fanantenana, gaina fa voan' ny tsy nampoizina: Maina ohatra ny kitay izy nandre izany vaovao izany. |
Fanazavàna teny frantsay |
66 [1.3#419] désappointé, déchu, surpris, qui n'a rien à dire |
Teny iditra (3/6) | 67 maina |
Sokajin-teny | 68 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
69 [1.7] in vain |
Fanazavàna teny frantsay |
70 [1.8] en vain |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/6) | 74 maina |
Sokajin-teny | 75 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
76 [1.196] [Betsileo, Bezanozano, Tanala]
(équivalent de maizina (merina) dans le sens d'obscur, à feuillage sombre, pour les arbres). Nom d'un arbre indéterminé utilisé autrefois pour tailler des pirogues monoxyles. |
Voambolana |
77 Haizavamaniry |
Teny iditra (5/6) | 78 maina |
Sokajin-teny | 79 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
80 [1.196] [Sakalava]
(de haina : sec, desséché). Nom d'un arbre à feuilles caduques, donnant des fruits comestibles (cité anciennement par A. Grandidier). |
Voambolana |
81 Haizavamaniry |
Teny iditra (6/6) | 82 Maina |
Singan-teny | 83 maina |
Sokajin-teny | 84 anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana] |
Voambolana |
85 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 86 amany, amina, anima, Maina, maina, manai, Mania, mañia, mania, miaña, miana, namay, namia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22 |