Teny iditra (1/2) | 1 mandringa |
Fototeny | 2 ringa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io olona io hatramin' ny nianjerany tamin' ny soavaly (zavatra) Tsy tsara fipetraka fa miiva, mitolila: Mandringa ny latabatrao izany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to limp |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] boiter, clocher |
Voambolana |
7 Fahasalamana 8 Haibiby: fitsaboina momba ny biby |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 mikotringa, mitoletsika, mitolitsika, mihantsika, mitolantsika, milepaka, mikolepaka, mikirimbana, tolaka ila, tsapika |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mandringa io |
Lahatsoratra |
15 Randzavola: mandringa ao amin' ny Baiboly (=> aretina) |
Teny iditra (2/2) | 16 mandringà |
Fototeny | 17 ringa |
Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandringa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.3] |
Fivaditsoratra | 21 andringam, mandrangy, mandringà, mandringa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |