Teny iditra (1/2) | 1 meda |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Meda izy amin' izay ataony rehetra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] (peu usité) lent, lambin |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 8 medameda |
Mpanahaka | 9 mimeda, mitaredretra, mitsiredretra, milasilasy, mitaraikiraiky, mitavozavoza, mitahontahona, mitaveravera, mikisinkisina |
Teny iditra (2/2) | 10 Meda |
Sokajin-teny | 11 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [2.996] Medes |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [2.996] Mèdes |
Ohatra |
14 Mahalala ny làlana mankany amin'ny tanin'ny meda va hianao? [2.996] |
Voambolana |
15 Soratra Masina |
Fivaditsoratra | 16 dema, Madé..., meda |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |