Teny iditra | 1 misaraka |
Fototeny | 2 saraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mihataka: Vonjeo simà fa mila hisaraka ireto vato roa amin' ny tamboho ireto Tsy miray na mikambana intsony, miendaka: Nisaraka tamin' ny vadiny Ravao Mivaky roa: Tamin' ny taonjato faha-16 no nisaraka ny Protestà sy ny Katolika. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to separate |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] se séparer |
Ohatra |
7 Ary rahefa ho avy ny sambo misy ahy, dia mody misaraka vetivety. [2.471] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 mihataka, miendaka, misara-bazana, manangana entra, miala, mialanalana, mihalangalana, misintona, mibifona, misintaka, mikipaka, mitsoaka, miempaka, mielakelaka, mizara, mivaky |
Kamban-teny |
|
Anaram-poko |
|
Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny misaraka io |
Fivaditsoratra | 25 maka sary, misaraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |