|
|
|
|

Teny iditra1  mitomany
Fototeny  2  tomany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino
Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to cry for something
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] pleurer après quelque chose; pleurer
7  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [mitomañy] pleurer
Ohatra  8  nitomany indray izay rehetra nanatrika teo, indrindra fa Razaimalala. [2.324]
9  Sady nigogogogo nitomany indray izy... [2.470]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  tomany, mikehina, mitoreo, manganohano, mifararemotra, mihandrohandro, lem-bolomaso, mifendrotra, mifokofoko, latsadranomaso, jemby, mikonainaika, miketaketa, mitolokoloko, migogogogo, migigika, mitanisanisa, manezakezaka, midradradradra, miafatrafatra, mikiakiaka, midradraka, mitrifantrifana, mijafajafa, manangan-torana, miatatra, manala ny lohany, miapokapoka, manao ranomaso havozona, mifia-dranomaso, mijoy, mifaditra ahitra, tsy mahajery olona, mifako bozaka aman' ahitra
Kamban-teny 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny mitomany io
Teny nalaina  22  Soratra misy io teny mitomany io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11