|
|
|
|

Teny iditra1  mitovy
Fototeny  2  tovy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mifanabaka, mifandraika, mifanaraka ny endrika na ny habe: Mitovy izy mirahalahy ireo
Sahala, saingy misy maha-samy hafa azy kely ihany ireo teny roa ireo: ny "Sahala" dia enti-milaza indrindra fitoviam-bidy, lanja: Sahala ny anjaran' izy mirahalahy, fa ny "Mitovy" kosa dia fifanahafan' endrika na bika indrindra: Mitovy ny tarehin' izy mirahalahy.
5  [1.13] karaha, sahala; mifanaraka
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] pareil; conforme
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Mpanahaka  11  sahala, tsy misy valaka, tsy misy ivoasana, tsy misy hafa, kapoka iray, katroka iray, lasitra iray, tsy misy fankaiza, gamatra, navela tao, sahy mitahy, mifandanja, mifanentana, mifamatra, mifanerana, toy ny, tahaka ny, toa, ohatra, toraka, mova tsy, mahatoraka ny, mahaleo ny, tsy ambaka noho ny, tsy latsa-danja noho ny, vakin-tsaonjo roa, angady mondro sy reniakoho
Kamban-teny 
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny mitovy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11