Teny iditra | 1 ratsy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy tsara tarehy, mahasosotra ny mijery azy: Ratsy ny satroko noho ny anao Tsy manan-toetra tsara, tsy mamy, tsy mahasalama, tsy manjary...: Ratsy izany mofo izany Ratsy ity trano ity fa sady maizimaizina no tsy mahazo rivotra Olona fatra-panimba ny sasany, mamohehatra: Tsy sahy mandeha amin' ity lalana ity aho fa be olon-dratsy, hono, eto ho eto. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] bad; wicked |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#516, 1.8] mauvais 6 [1.3#516] méchant, de mauvaise qualité, nuisible, laid, vilain |
Ohatra |
7 Ary ny alarobia, tonon' andro ratsy; [2.48] 8 Niteny ratsy tamiko izy, hoy Feno. [2.472] 9 Tsy nitsahatra teo anefa ny asa ratsin-dRakoto. [2.285#285] 10 Ka inona no tetik' ady ratsiny, araka ny voalaza taminao? [2.643#187] 11 Maty I Solo, maty noho ny anjara ratsin' ny fianakavianay. [2.472#162] 12 Nefa tsy afa-maina fa ahazoanao dimam-polo miampy izay valisoa omen' ny mpividy ity nama-ratsinao. [2.323#8] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tohi-kevitra | 20 tsara |
Mpanahaka | 21 ratsiratsy, tsizarizary, tsy tsara, tsy manahoana, eo ho eo, benahoana, tsy vanona, tsy mahomby, tsy manjary, fatritran-javatra |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Ohabolana | 100 Ohabolana misy io teny ratsy io |
Fivaditsoratra | 101 ratsi, ratsy, satri, satry, sitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15 |