Teny iditra (1/2) | 1 rivotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Aera mihetsika mivoivoy eny amin' ny habakabaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 wind, air [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 vent [1.3, 1.8] 6 brise [1.3] 7 air [1.8] |
Ohatra |
8 Rehefa tokony ho fahatelon'alina no sisa, dia nitehina namirifiry fatratra ny rivotra, ary nilatsaka ny fanala. [2.324] 9 ny fifanolosoloan' ny rivotra ao an-tratrany, dia toa tsy misy intsony. [2.470] |
Voambolana |
10 Haitoetrandro |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Zanakanarana |
|
Ohabolana | 36 Ohabolana misy io teny rivotra io |
Lahatsoratra |
37 Randzavola: rivotra ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 38 rivotra |
Sokajin-teny | 39 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
40 vitesse, rapidité [1.3] |
Fivaditsoratra | 41 rivotra, rovitra, virotra, voritra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |