Teny iditra (1/2) | 1 rovitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina |
Ohabolana | 4 Ohabolana misy io teny rovitra io |
Teny iditra (2/2) | 5 rovitra |
Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Nisy sombin' ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako / Rovita alohan' ny aina Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rovitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan' ny mpitondra izao |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.7] torn |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.8] déchiré |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 15 triatra, riatra, mitsiaka, mitsiatsiaka, mitriatra, mitsefaka, misalasalaka, tataka, tata-bitrana, kotika, rota, rotika, mivorikitsay, tsy misy hitomboham-pilo |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny rovitra io |
Fivaditsoratra | 20 avirotr, rivotra, rovitra, varotry, virotra, voritra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |