Teny iditra (1/4) | 1 saiky |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 a child [Sakalava]
[1.2#264] |
Voambolana |
4 Fifandraisana: fianakaviana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 6 saiky |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Zavatra na olona ampiasaina ho solon' ny hafa izay toa tiana hotsitsina, na hotsimbinina sao halaky simba: Asiana saikiny ny faladian-kiraro mba tsy ho simba haingana [1.1] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 15 saiky |
Sokajin-teny | 16 tenim-piontanana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 Mitovy amin' ny siky [1.1] |
Tsanganana sy sary iray takila |
18 Ny tenim-piontanana rehetra |
Teny iditra (4/4) | 19 saiky |
Sokajin-teny | 20 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
21 saika [1.1] |
Tsanganana sy sary iray takila |
22 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 23 isaky, saiky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11 |