Teny iditra (1/7) | 1 saka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fihalorana foza na orana amin' ny tanana ao anaty lavany 4 ilazana ny vehivavy maridray ny ankasarotana eo am-piadiana amin' ny lehilahy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 produits de cueillette, aussi bien animaux que végétaux, récoltés à la main, sans outillage particulier [1.196] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny saka io |
Teny iditra (2/7) | 14 saka |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 Karazam-biby mampinono, tia nofom-biby, mitovitovy habe amin' ny bitro ary misy karazany roa lehibe: ny saka dia, atao koa hoe kary, ary ny saka fiompy, izay mihaza voalavo ao an-trano. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
17 a cat; cf. piso, kary [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 chat [1.54, 1.13] 19 chat; cf. piso, kary [1.8] |
Voambolana |
20 Haibiby: mampinono |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny saka io |
Teny iditra (3/7) | 25 saka |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 anarana iantsoana ny biby mbola tanora: sakaomby, sakandahy, sakambositra, ets [Taisaka]
[1.78] |
Voambolana |
28 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny saka io |
Teny iditra (4/7) | 32 saka |
Sokajin-teny | 33 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
34 sakelidrano, lemaka anelanelanny havoana roa, lohasaha [Bara]
[1.78] |
Voambolana |
35 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Teny iditra (5/7) | 36 saka |
Sokajin-teny | 37 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
38 sakana, fisakanana [Taisaka]
[1.78] |
Teny iditra (6/7) | 39 saka |
Sokajin-teny | 40 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
41 Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? -- Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany 42 Habe salasalany, antonintoniny 43 Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy 44 Salasalany, atriatry: Sakan-karona [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
45 largeur [1.13] |
Voambolana |
46 Toerana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (7/7) | 51 saka |
Sokajin-teny | 52 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
53 (de saka : produits de cueillette, aussi bien animaux que végétaux, récoltés à la main, sans outillage particulier. ) C'est de cette vieille racine que viennent les noms de ethnies taisaka et sakalava, ainsi que le mot sakafo : le repas, littéralement : le produit de l'omni cueillette soumis au feu (afo). Apollonias madagascariensis (Baill.) Kosterm. (Lauraceae) Les fruits étaient considérés autrefois comme l'un des meilleurs condiments. D'où l'importance qu'on attachait à leur cueillette. [Taisaka]
[1.196] |
Voambolana |
54 Haizavamaniry |
Kamban-teny |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 57 kasa, saka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25 |