Teny iditra | 1 sasa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fanesorana ny loto, fanadioavana amin'ny rano. Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy amin'ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a washing |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.5] lavage 6 [1.8] action de laver |
Fanazavàna teny italianina |
7 [1.18] lavatura; lavata |
Ohatra |
8 Ary nony voa sasa madio ny aretina, dia atao ny fanafody amiandahy sy ravimpano; [2.48] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny nalaina | 16 Soratra misy io teny sasa io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |