Teny iditra | 1 satroka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Isam-pitafiana mandrakotra ny loha, vita amin' ny bonetra na bosoa na amin' ny karazan-javamaniry toy ny mololo, ny penjy... ary na amin' ny lamba koa aza. Arakaraka ny zavatra anaovana azy na ny bikany, ireto avy ny karazan-tsatroka lehibebe hita teto: satrokaahibano, satrokaba, satrokabonetra, satrobory, satrokaharona, satrokajaomalanga, satrokajobo, satrokakasikety, satrokapanama, satrokapenjy, satrokatavimandry, satrokavalalamihoatra, satrokafitorantsana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a hat |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] chapeau |
Ohatra |
6 Vao renay ny fiarakodia avy dia niampirina an-tsisin-dalana izahay rehetra ary efa nivonona hanala satroka daholo. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny satroka io |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 37 arotsak, asatrok, asokatr, koartsa, kosatra, rotsaka, satroka, sokatra, trosaka, tsoraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |