Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : satroka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Satroka efa, ny loha nivonto. [1.147 #S24] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Satroka | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Tsy misy lehibe noho ny sinibe ; fa raha avy ny zinga, miala satroka. [2.974 #382, 2.653]
Tsy misy lehibe toa sinibe, fa raha avy ny zinga miala satroka. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La grande jarre est un personnage, mais quand vient le petit gobelet elle se découvre. [2.974 #382] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||