Teny iditra | 1 tahotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika no tsy hidirako ao amin' io tanàna io |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] fear, terror |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] crainte, terreur |
Ohatra |
6 Tsy izany anefa fa tahotra no tsaroako: [2.472] |
Voambolana |
7 Ontam-po |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny tahotra io |
Lahatsoratra |
18 Randzavola: tahotra ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 19 tahotra, tohatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |