Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tahotra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Anaovana aro riaka raha maina andro, hialofana raha fahavaratra. [2.558 #204]
Anaovana aro riaka raha main’ andro: ny tahotry ny ho lena fahavaratra. [2.653 #164] Ny anaovako aro riaka raha main' andro, ialofako raha fahavaratra. [2.558 #185] Ny anaovana aro riaka main' andro, matahotra ny ho lena raha fahavaratra. [2.653 #2152, 2.974 #224] Ny anaovana aro riaka raha maina andro, tahotra ny ho lena raha fahavaratra. [1.1] Ny anaovana aro-riaka raha main' andro, matahotra ny ho lena raha fahavaratra. [2.165 #1267] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fahamalinana sy fitsiniovana ny ho avy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C’est pendant le beau temps qu’on se prémunit contre les ondées de l’orage. [2.974 #224]
Si l' on construit des digues pendant la saison sèche, c' est parce qu' on craint l' eau qui viendra en été. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se dit de toute précaution ou mesure qu' on prend en vue de l' avenir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Arahaba mamba : tsy fitia fa tahotra. [2.974 #196]
Aza manao arahaba mamba: tsy fitia, fa tahotra. [2.653 #420, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne saluez pas comme on salue un caïman: ce ne serait pas de l'amitié, mais de la peur. [2.165]
Saluer le caïman, ce n’est pas amour, c’est crainte. [2.974 #196] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Lehibe mifanaiky, mifanaiky Lehibe no manaiky : Lehibe no manaiky : tsy fitia, fa henamaso ; kely no manaiky : tsy fitia, fa tahotra. [2.415 #774, 2.653 #1357] Ny lehibe no manaiky : henatra, ny kely no manaiky : tahotra. [2.558 #3080] Ny lehibe no manaiky, ny henatra ; ny kely no manaiky, ny tahotra. [2.165 #1386, 2.415 #663] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est la honte qui fait obéir les grands, et la peur qui fait obéir les petits. [2.415 #663]
Les grands cèdent à la honte, et les petits à la peur. [2.165] Si les grands obéissent, c' est par honte et respect humain et non par affection ; et si les petits obéissent, c' est par crainte et non par affection. [2.415 #774] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Manatsafa ny kely, toa mirehareha, manatsafa ny lehibe, toa diso tahotra. [2.558 #2046] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Ny ahiahy tsy mampanana. [2.415 #5712, 2.653 #2126]
Ny ahiahy tsy mampanana, ny tahotra mampihemotra. [2.558 #2830] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les soucis et les soupçons n' enrichissent pas. [2.415 #5712] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas être trop craintif pour réussir. [2.415 #5712] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Ny horohoro tsy mahaleo ny tahotra. [2.653 #2270]
Ny horohoro tsy mba mahaleo ny tahotra. [2.165 #923] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La crainte est plus forte que l' appréhension. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Ny lehibe no manaiky, ny henatra ; ny kely no manaiky, ny tahotra. [2.974] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si le grand obéit, c’est qu’il se respecte; si le petit obéit, c’est qu’il a peur. [2.974 #104] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Ny tahotra an' Andriamanitra mahafaka ny tahotra ny olombelona. [2.415 #44] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La crainte de Dieu chasse la crainte des hommes. [2.415 #44] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Saboha Saboha | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Sola mielo diavolana, tsy tahotry ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Taho-bozona. [2.415 #5727] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Acquiesser à tout par la crainte qu' on a pour son cou. [2.415 #5727] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La crainte d' être mis à mort fait consentir à tout. [2.415 #5727] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Tsy mety raha saro-taho-biby, ka tia katsakatsaka. [2.415 #5736, 2.558 #4674, 2.653 #3486] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand on a peur des bêtes, il ne faut pas courir partout dans le désert et la forêt. [2.415 #5736] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas s' exposer au malheur. [2.415 #6308] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Tsy tahotra tsy henatra. [2.415 #3086] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sans crainte ni vergogne. [2.415 #3086] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Vovòn' alika tsy hery fa tahotra. [2.653, 2.165, 2.974, 1.1]
Vovòn' amboa, tsy hery fa Vovòn' amboa : tsy hery fa tahotra. [2.415, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo tsy maty am-bavany nefa maivana ady. [1.1]
Entina milaza ireo be vava izay be feo fotsiny nefa kanosa tsy sahy miroso hifanandrina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aboiement de chien: ce n'est pas courage mais peur. [2.974 #40]
Des aboiements de chien: ce n' est pas de la force, c' est de la peur. [2.165 #810] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ceux qui ont le verbe haut, mais peu de courage, sont semblables au chien qui aboie non par force et courage, mais par peur et pour se sauver. [2.415 #6058] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||