Teny iditra tambitamby (tamby)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Safosafo na tehatehaka malefaka mitory fitiavana enti-manala alahelo na mamporisika sy mitaona hanao zavatra iray: "Bodo zatra tambitamby / sy tamàna angotingoty, / vao maraina dia somamby / izany andron' ny kamboty". (J.J. Rabearivelo) [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy wheedling, coaxing; a bribe [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay action de cajoler, de faire des promesses alléchantes [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra Safosafo loha sy tambitamby no azony; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 10]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31