|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  taolana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra mafy mampijoro ny tenan'ny olombelona sy ny biby rehetra misy hazon-damosina:
4 taolana dorana no anaovana ny ranomena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 A bone [Malay tulang]. [1.2]
6 A bone. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Os, les os des animaux, les arêtes des poissons. [1.3]
8 Os [1.5, 1.8]
9 os [1.13]
10 nom des os chez les animaux [1.196]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Voambolana  12  Haiaina
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 46 misy io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  15 Randzavola: taolana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/4) 16  taolana
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Voany mafy hita ao anatin'ny voankazo sasantsasany, toy ny paiso, manga:
19 Taola-manga. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 Le noyau des fruits, les côtes du tabac. [1.3]
21 Noyau. [1.5]
22 Chez les plantes, ce nom désigne les parties dures, au milieu de tissus plus mous, notamment les noyaux des fruits. Exemple : taolam-paiso : noyau de pêche, de prune ; taola-manga : noyau de mangue. On dit aussi en général : taolam-boankazo : noyaux de fruit. En effet taolana peut être pris aussi dans le sens de :
23 -- fruit à noyau, drupe;
24 -- les côtes dures des feuilles, par opposition au parenchyme; exemple taolam-paraky : côtes des feuilles de tabac (signalé par Malzac);
25 -- la rafle des épis de maïs, après égrenage : taolan-katsaka;
26 -- les rhizomes du chiendent : taolan-kindresy (surtout dans le Betsileo);
27 -- enfin, les tiges dures de certaines plantes. [1.196]
Voambolana  28  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Fikambanana  29 tokan-taolana

Teny iditra (3/4) 30  taolana
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny frantsay  32 noyau ou ker [1.13]
Voambolana  33  Matematika: alijebra

Teny iditra (4/4) 34  taolana
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny frantsay  36 Noms donnés à diverses plantes ou parties de plantes. Nous les avons cités en général à leur place alphabétique, depuis taolafoty jusqu'à taolanosy. Employé seul, le mot taolana désigne généralement les carissa (Apocynaceae) à fruits comestibles, notamment : Carissa edulis (Forssk.) Vahl (Apocynaceae); représenté à Madagascar par de nombreuses variétés et formes (Apocynaceae). Voir aussi taolanomby. [1.196]
Voambolana  37  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  39 atolaña, 40 Laotana, taolana, 41 taonala

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07