Teny iditra (1/3) | 1 tarika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fisintonana, fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Taribato Fitaomana Fanoroana lalana, fitondrana Antokon' olona miaraka milalao, mihira na mandihy eo ambany fifehezan' olona ray: Tarik' i Rainizafitsimihogo Metaly nohalavaina ho tsorany: Tari-by, tari-barahina (izay soratana matetika tariby |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a pulling or leading along; a troup under one person's leadership |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action de tirer, de conduire : troupe (surtout de théatre sous la direction de quelqu'un) 6 [1.13] équipe, classe, groupe, traction, lignée |
Ohatra |
7 Marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo; [2.470] 8 Ny boky Rosovola dia iray tarika amin' ny Garabola sy Tongavola. [2.117] 9 Roa tarika ny Zafindraminia tonga taty araka izay voalaza tetsy aloha. [2.508] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny tarika io |
Teny iditra (2/3) | 30 tarika |
Sokajin-teny | 31 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
32 [1.78] [Sihanaka]
andriana |
Teny iditra (3/3) | 33 tarika |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
35 [1.196] (de tarika : action de traîner, de tirer sur quelque chose). Nom des plantes lianoïdes ou à tiges rampantes. Équivalent de français « traînasse ». |
Voambolana |
36 Haizavamaniry |
Anaram-javamaniry |
|
Fivaditsoratra | 39 akatry, akitra, atarik, atraik, atrika, kaitra, karaty, katray, ritaka, takari, tarika, traika, triaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |