|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  toetra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny enti-milaza ny hevitra sy ny fihetsika ao amin' ny olona iray, izay anisan' ny mampiavaka azy amin' ny hafa: Mahafinaritra ny toetran' / Naivo fa tsotra sy tia namana izy
Fandeha: Ratsy ny toe-barotray ka angamba, hakatonay ny tsena atsy ho atsy ~ Tsara ny toetran' ny tafika
Laharana: Samy tokony hanao fitafiana araka ny toetrany avy
Fomba, ny maha-izy ny zavatra iray: Ny toetrantsika olombelona ~ Samy manana ny toetrany avy ny zavatra rehetra
Hatsarana na haratsiana: Ny toetran' ny tanimboly
Fipetraka, fitoetra: Manàna toetra maotina
4  [1.13] fitambaran'ny fihetsika sy fisainana ary ny fitondran-tena izay mampiavaka ny tsirairay; endrika isehoana siantifika
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] state, quality, nature, condition
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8, 1.13] caractère
7  [1.8] état, nature, qualité
8  [1.13] tempérament, propriété
Ohatra  9  Betsaka ny olona no manana toetra anankiroa: [2.472]
10  ary tsy hisy izay hanao toetra tsy araky ny fombany. [2.59#]
11  Tsy nanova toetra izy, na dia toy ny nohanin-javatra aza ny fony. [2.499]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  82  Ohabolana misy io teny toetra io

Teny iditra (2/2)83  toetra
Sokajin-teny  84  anarana
Fanazavàna teny frantsay  85  [1.196] (ce mot a de nombreuses acceptions. Dans ce cas précis, il fait allusion au port de la plante, bien étalée sur le sol). Plantago tanalensis Baker (Plantaginaceae). Nom relevé par Descheemaeker qui signale son emploi dans les maladies du jeune enfant, notamment en bouillon en cas d'alofisaka [Betsileo]
Voambolana  86  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  88  atoetr, tatero, toetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02