Teny iditra | 1 tsidradra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Teny ilazana toetra maro, toy ny an' ny biby mitsangam-bolo, ny zavatra mikorontana na mivaona amin' ny hala, ny olona lavo na mandry ka ny tongotra sy ny tanana mitsangana misandrahaka |
Tovy hevitra | 8 tsidradraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |