Teny iditra tsina > sina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] revo [1.78]
 Tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy manan-kalahatra, very hevitra, gina: Sina Rasoa nony nandre fa hampifanatrehina izy sy Ravao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Silencieux, interdit, qui reste muet [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra tsina > siña
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] tasy [1.78]

Teny iditra tsina > sina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Sinus [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra tsina > Sina
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy China [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Chine [3.1]
Voambolana 
Mpanahaka  sinoa

Teny iditra tsina > Sina
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Sin [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Sîn [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Teny iditra tsina > tsinaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fibontsin' ny kibo (toy ny an' ny vehivavy bevohoka). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Protubérance du ventre [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra tsinatsinaka

Fivaditsoratra