Teny iditra | 1 tsindrim > tsindry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra apetraka eo ambonin ny zavatra hafa: Tsindry akanjo 4 Fanaingenana zavatra eo ambonin' ny zavatra hafa: Natao vato tsindry hahazana 5 Fanampiana zavatra amboniny: Tsindrim-barotra [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 pression [1.13, 1.196] 7 compression [1.13] 8 contrainte [1.196] |
Ohatra |
9 Avy aiza ary no nipoiran'ireto fahavalo nanao tsindry ady ireto? [2.588#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 41 Ohabolana misy io teny tsindry io |