|
|
|
|

Teny iditra1  tsy menatra
Singan-teny  2  tsy, menatra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Mpanahaka  5  lany henatra, lany hasina, tsy manan-kenatra, tsy valahara, tsy manan-kambo, tsy vaky aty, tsy vaky atatra, tsy vaky afero, tsy naniry volo ny handrina, latsaka ondana, afa-baraka, afa-boroka, afa-pofona, maimbo erona, maimbo tsikahonkahona, maivoka, mavoin-tena, tsy mitandro henatra, tsy mena-milahatra, tsy mena-misoratra, tsy mizara hena-maso

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10