|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vily
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fialana amin' ny lalana naleha ka mankamin' ny iray hafa indray tsy amin' ny hitsiny [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)9  vily
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  anaran-kazandrano kely madinika [Taisaka] [1.78]
12  Hazandrano kely bitika mivelona amin' ny rano marivo [Taimoro] [1.1]
Ohatra  13  Hita tokoa fa ny tsinam-bolana no fihinanana ody kankana, amin' io koa no miakatra ny hazan-drano sasantsasany toy ny vily. [2.285#]
Voambolana  14  Haibiby: trondro

Teny iditra (3/3)15  vily
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  voay [Mahafaly] [1.78]
Voambolana  18  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/21