Teny iditra | zaitry > zaitra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely Fomba nanjairana: Tsara zaitra itỳ akanjonao itỳ izany! [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Sewing [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Couture [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra | Ny sarifilanelina tsy akory tsy niova, fa ny didiny, tsy ilay zaitra kitapo iray trano sahala amin' ny taloha intsony.
[2.472] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||