|
|
|
|

Teny iditra1  zatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fatra-panao zavatra na asa iray ka sarotra alana amin' ny toetra aterak' izany: Zatra mandainga Ibalita
Fatra-panao asa iray ka tsy manavao amin' izany: Efa zatra milatsaka amin' ny elonaina Rakoto ka tsy matahotra
Tamana: Efa zatra ity alika ity ka aza fatorana intsony
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] accustomed
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#869, 1.8] habitué; apprivoisé
6  [1.3#869] Habitué, accoutumé, familiarisé, apprivoisé
Ohatra  7  Mba ho zatra vahoaka, hono. [2.4]
8  Efa zatra namboly ihany izy. [2.356]
9  Tsy zatra miasa intsony anie aho e! [2.499]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny zatra io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21