Teny iditra |
faly
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahatsiaro fiadanam-po sy saina noho ny fahatanteraham-paniriana na fahazoam-pahasoavana ka mampiseho izany etỳ ivelany amin' ny tsikitsiky na hira na dihy
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Pleased, rejoiced, glad, delighted. See finaritra,
mirana,
ravo,
sambatra,
tretrika
[1.2]
|
| Happy, joyous [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Joyeux, content [1.3, 1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
faly
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
For fady
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Bara, Mahafaly, Sakalava]
équivalent de fady (Merina).
A ne pas confondre avec
faly qui veut dire content, joyeux, heureux
[1.196]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Sary |
|
|
Teny iditra |
faly
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
For tifitra
[1.2]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
Faly
|
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa |
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|