|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gaina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#389] Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#193] Désappointé, décontenancé
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Mpanahaka  11  diso paika, diso tetika, diso fanantenana, mangaina, malazo molotra, mangaihay, mangasihasy, manjahatra, manjahana, mangotsoka, mangetoka, mitokaiky, ny antenain-tsy azo ny an-tanam-botsotra
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)13  gaina
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3#194] Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec
Sampanteny 
17  Matoantenin' ny mpanao :
18  Anarana :
Tovy hevitra  19  gaingaina

Fivaditsoratra  20 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21