|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  haja
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanaovana ho zavatra, toetra mahatonga hoheverina ho zavatra: Lehilahy manankaja io
4  Mariky ny fiheverana ho zavatra: Omeo haja izy
5  Voninahitra, baràka, hasina, zo, dera, laza, ilo mby an-doha, anarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  honour, respect, regard, reverence. See asy. [1.2]
7  respect, honor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  respect, considération, vénération, honneurs rendus: Mendrika homen-kaja izy (Il mérite d'être respecté, honoré) ~ Manan-kaja io vehivavy io (Cette femme est respectée) [1.3]
9  respect, honneur [1.8]
10  honneur, considération [1.196]
Ohatra  11  Raiso, Tompoko, ny haja atolotro anao. [2.270]
12  Very haja ny tenany fa lany izato harenany/ [2.720]
Voambolana  13  Ontam-po
Haiendriteny 
14  Tsotra :
15  Tovonana :
Sampanteny 
16  Matoantenin' ny mpanao :
17  Matoantenin' ny iharana :
18  Matoantenin' ny fameno :
19  Anarana :
20  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny haja io

Teny iditra (2/3)26  haja
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28  izay noharina, harena [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)29  haja
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31  vary, hanina dia izay fihinana rehetra (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [Bara] [1.353#62]
Fanazavàna teny frantsay  32  C'est le nom mystique que le mpisikidy ou devin donne au riz dans le cours de ses prophéties [Betsileo] [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03