|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  heloka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Olikolika, fiolikolehana: Misy heloka betsaka ity renirano ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  crookedness [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  courbure [1.8]
Sampanteny 
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny heloka io

Teny iditra (2/3)13  heloka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  Fandikana ny lalàn' ny Nahary na ny fitsipiky ny fitondram-panjakana; hadisoana lehibe: Heloka bevava no vitany
16  Sazy, noho ny hadisoana lehibe vita: Manefa ny helony any am-ponja izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17  perversity, crime, guilt, offence, injury, sin. [1.2]
18  guilt; condemnation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19  faute, culpabilité; condamnation [1.8]
Ohatra  20  Ny heloka roambinifolo mahafaty [2.508#]
21  Ary izay heloka nahafaty aza izao [2.59#]
22  heloka lehibe raha tsy manao izany [2.649#]
Voambolana  23  Lalàna
Sampanteny 
24  Matoantenin' ny iharana :
25  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)28  heloka
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30  colère [Tankarana] [1.19]
Voambolana  31  Ontam-po
Sampanteny 
32  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  33  eloke, eloko

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19