Teny iditra (1/3) | 1 jono |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana) [1.1] |
Tsipelina hafa | 4 jony |
Teny iditra (2/3) | 5 jono |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 Hanina atao amin' ny fintana hamandrihana hazandrano 8 Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin' ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin' ny sasany hamerezana ny tanora 9 Vokatry ny fakana biby na olona amin' ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo? 10 Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin' ny ankizy madinika 11 Misy hevitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka [1.1] 12 asa fitrandrahana hazandrano [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
13 fish-bait [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 appât [1.8] 15 pêche [1.13] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 21 fandrika, fanangolena, fanojikojena, longoa mitoto-bozaka, fitaka |
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny jono io |
Teny iditra (3/3) | 23 jono |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
25 karazan-trondro monina amin'ny ranomamy izay tsy hita loatra ao [Tanala]
[1.78] 26 Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony [Bara] [1.1] |
Voambolana |
27 Haibiby: trondro |
Fivaditsoratra | 28 jono, onjo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |