|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  latsa-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe latsaka
Ohatra  3  na izay nikiaka mba ho latsa-drà. [2.59]
4  latsa-dranomaso i Dada nahita izany. [2.472]

Teny iditra (2/2)5  latsa
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  gaga [Tanosy] [1.78]
8  Teny maharary entimaneso na manakora olona voa; teny atao amin' izay voa tamin' ny zavatra nandrarana azy; fitenenana olona tsy mahay mankasitraka ka ampahatsiahivina azy amin' izany ny soanatao taminy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  reproach [1.2, 1.7]
10  upbraiding [1.2]
11  an insult [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  reproche, injure [1.8]
Ohatra  13  Sady latsa no menatr' olona. [2.69]
14  Koa aza atao latsa ho anay ny fanahy tsy ampy. [2.298]
Voambolana  15  Ontam-po
Sampanteny 
16  Matoantenin' ny mpanao :
17  Matoantenin' ny iharana :
18  Matoantenin' ny fameno :
19  Anarana :
20  Mpamaritra :
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny latsa io

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13