Teny iditra |
mananontanona
(tanontanona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mipetraka kamokamo eo akaikin' olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo: Mananontanon-dava eo akaikiko io adala io Manatona, mampatahotra, mila hamely: Misy loza mananontanona azy
[1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mananontanona |
Ny lasa : |
nananontanona |
Ny hoavy : |
hananontanona |
Filaza mandidy : |
mananontanòna |
|
|
Teny iditra |
mananontanòna
(tanontanona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mananontanona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|