Teny iditra (1/3) | 1 vily |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fialana amin' ny lalana naleha ka mankamin' ny iray hafa indray tsy amin' ny hitsiny [1.1] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 vily |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 anaran-kazandrano kely madinika [Taisaka]
[1.78] 12 Hazandrano kely bitika mivelona amin' ny rano marivo [Taimoro] [1.1] |
Ohatra |
13 Hita tokoa fa ny tsinam-bolana no fihinanana ody kankana, amin' io koa no miakatra ny hazan-drano sasantsasany toy ny vily. [2.285#] |
Voambolana |
14 Haibiby: trondro |
Teny iditra (3/3) | 15 vily |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 voay [Mahafaly]
[1.78] |
Voambolana |
18 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Nohavaozina tamin' ny 2022/03/21 |