Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : fahatanorana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Sandry be tsy hery; fahatanorana tsy ody faty. [2.165 #1928]
Sandry be tsy ody aina, fahatanorana tsy ody faty, tonon' andro, tsy voavidin-karena. [2.558 #250] Sandry be tsy ody aina, ny hatanorana tsy ody faty ; fa samy ho faty avokoa. [2.653 #2859, 2.974 #167] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vigueur du bras ne retient pas la vie, la jeunesse n’est pas un remède contre la mort : tous doivent mourir. [2.974 #167]
Un grand bras n' est pas de la force; la jeunesse n' empêche pas la mort. [2.165 #1928] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||