| Teny iditra (1/3) | 1 sandry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Antesaka] toe-batana
[1.78] 5 Rantsam-batana hatreo amin' ny foto-tsoroka ka hatramin' ny hato-tanana. [1.1] 6 rantsambatana anelanelan'y soroka sy ny kiho [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 the arm
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 le bras
[1.3, 1.8] 9 bras [1.13] |
| Ohatra |
10 Tratra sy sandry ve hahatohitra fiara mpananika!
[2.472#137]
11 misy ohatra ny sandry ny habeny, ka ny roa mainy dia tsy lanin' olon-drery. [2.471#31] |
| Voambolana | 12 Haiaina |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 18 misy ny teny hoe sandry |
| Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 30 sandry |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
32 [Sihanaka] hery, tanjaka
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 33 sandry |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
35 [Mahafaly] (littéralement : bras fort, musculeux. Allusion au travail nécessaire pour arracher ce tubercule. Mais c'est aussi une altération de fandra). Dioscorea fandra H.Perrier (Dioscoreaceae). andra voulait dire : lever la tête, en parlant des serpents, mais avait aussi le sens plus libidineux et plus secret de : entrer en érection. C'est pourquoi les mots contenant cette racine ont souvent été altérés volontairement par la suite, comme ceux ayant la racine monta, qui, à l'origine, avait à peu près le même sens.
[1.196] |
| Voambolana | 36 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | sandry, 38 sindra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|