Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : hevero
|
|
|
Ohabolana 1 | Aza ny kibo tsy tia no amparina, fa hevero ny loha manan-tompo. [2.415 #6412, 2.653 #694]
|
Dikanteny frantsay | Ne donnez pas libre carrière à votre coeur haineux, car il faut que vous considériez que les têtes ont un maître qui punit. [2.415]
|
|
|
Ohabolana 2 | Aza toy ny angady mondro, ka ny hakelezany no jerena, fa ny be efa vitany no hevero. [2.415 #5435]
|
Dikanteny frantsay | Ne jugez pas des choses, comme on fait d' une bêche usée, dont on ne voit plus que l' inutilité, sans songer aux longs services qu' elle a rendus ; mais au contraire, pensez à tout le travail qu' elle a accompli. [2.415 #5435]
|
Fanazavana frantsay | Sachez reconnaître les services rendus et les bienfaits reçus. [2.415 #5435]
|
|
|
Ohabolana 3 | Kolokolo natao tsy ho vary, erikerika natao tsy hahalena : ny kely mba hevero ihany. [2.558 #1660]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|