Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mamikitra
|
|
|
Ohabolana 1 | Fahafatesam-balala ka mamikitra ahitra irery. [2.558 #1050]
|
|
|
Ohabolana 2 | Maty tsy atrehin-kavana toy ny adrisa, ka mamikitra ahitra irery. [2.415 #2874]
Ny lozabe maty tsy atrehin-kavana dia toy ny adrisa, ka mamikitra ahitra irery. [2.165 #384]
|
Dikanteny frantsay | Les hommes cruels meurent sans que leurs parents soient là, comme les sauterelles adultes qui mordent l' herbe seules. [2.165]
Mourir hors de la présence des parents, c' est mourir comme la sauterelle adrisa qui meurt solitaire en se cramponnant à l' herbe. [2.415 #2874]
|
|
|
Ohabolana 3 | Valala maty fahavaratra aho, ka mamikitra ahitra irery, tsy misy mpanala alahelo. [2.415 #2933]
|
Dikanteny frantsay | Je suis une sauterelle morte pendant l' été ; solitaire, je me cramponne à l' herbe sans que personne vienne me consoler. [2.415 #2933]
|
Fanazavana frantsay | Plaintes dites par les gens abandonnés, tristes et solitaires. [2.415 #2933]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|